Tuesday, December 18, 2007

Tontons moa leity tena COOL ô? O(≧∇≦)O

Baby boy
Baby boy
Namangy kely an'i leiry zah sy ra Ando t@ alahady. Nitombo be, efa 6.75 kg sahady! Mitendry gitara ah dia faaaly ery, haha! Te hihira koa elah?

2 comments:

Ando said...

Milay e! Sali sali baina an!!

Anonymous said...

OOoooo gouzi gouzi gouziiii ^^ Laniko io anio ^^