Saturday, December 8, 2007

Jason Kidd may end up in Hollywood after all

Image Hosted by ImageShack.us

Nanomboka t@ lay Kobe niteny hoe "I want to be traded" snt (sy ny tariny, hehe) reny d'efa re matetitetika ny anaran'i Kidd. Leiry tian'i Kobe ho avy ao @ Lakers satria mila farafaharatsiny stars 2 vao lasa title contender (Odom tsy at all-star level na oviana²), Kidd koa te hilalao miaraka aminy. Efa miha antitra leiry, 34 taona, mety manana 2 na 3 taona eo sisa hahazoana first title... Te hiala an'i New Jersey leiry ny tena marina. T@ lay match vs NY nanao fanahiniana tsy tonga razoky, marary hono ny lohany. HAAAA!!!

Ary ny tany iray manontolo efa nahita ny evidence fa duo tay @ pôpô lay Kidd-Bryant. Tsy mila manao "facilitator" zn tsony Kobe fa afaka misainto tsara @ scoring sy defense. Kidd mitady ekipa mety hahazo titre atsy ho atsy, ekipa misy superstar, ny Lakers azo lazaina hoe ao tsara, sa? Vince ve? Tsy mihomehy loza ah!

T@ ty taona ty efa nivoatra be ny supporting cast (Farmar sy Bynum indrindra²) fa mbola inconsistent. H@ nialan'i Evans sy Cook, ny Lakers no ekipa faharoa tanora indrindra ao @ NBA. Fantaro fa TSISY ekipa tanora mahazo titre zany rankizy. (Zay no mahatonga an'i Kobe The Greatest Baller Alive, haha! Fanazavàna: Vitan'i leiry ny nitondra ny Lakers tany @ Playoffs 2 taona nisesy nefa ny ekipa tsy iiiizy mints. Ary efa kely sisa dia nandresy an'ny Suns. Compared to KG in Minnesota, Pierce in Boston, Iverson while in Philly...)

Ka raha tonga i Kidd dia mitovy @ impact an'i Garnett tao Boston! Minoa fotsiny ihany. Tsy mila miandry an-dry boay kely ho matotra intsony. And most importantly, that'll make Kobe happy...

Milay be zn kozy rehetra zany fa HOW???
Ra Bill Simmons (ESPN Page 2) mahita valiny ho antsika, miampy fanazavàna hoe maninona no Los Angeles (Lakers) no "only logical destination". Cleveland a Cleveland!
Marihina mialoha fa raha mamaky an'lay trade scenario omen'i leiry mety harary tokoa ny loha.

How to get Kidd out of Jersey

Simmons
By Bill Simmons
Page 2

(...)
Lakers -- The only logical destination for four reasons: They have a giant expiring contract (Kwame Brown at $9 million); an appealing rookie point guard (Javaris Crittendon); a super-appealing young point guard (Jordan Farmar); one more tradable contract to make the deal work (Vlad Radmanovic, on the hook for nearly $25 million through 2011); and most importantly, a genuine reason to make the trade (keeping Kobe happy so they don't have to deal him). There's definitely something here, right?

Just one problem ...

Read more

No comments: