Saturday, December 15, 2007

BLEACH: The DiamondDust Rebellion (Preview)

The 2nd Bleach movie will be in Japanese theaters a week from today. Dia reo ambany reo misy patiny kely, nataondry leirony t@ OP/ED an'i Bleach 151. Fomba efa lasa mahazatra (Memories Of Nobody, Naruto).

Hevitro manokana: I didn't like the first movie, it was more like a long OAV with a cheap plotline. Moreover, Hitsugaya's not that cool of a character and his bankai has been totally ineffective. Aleoko mahita an-dry Shunsui (hita leiry @ lé ED) sy ry Zaraki ndray. Miandry ny dvd hivoaka dia ho hita eo e.

Side note: Mandroso ihany lay Arrancar arc (averimbereno vakiana nge e, haha!), ep. 152 isika zao fa tsy mbola voajery. Raha ny fiafaràn'lay teo aloha dia mi-"se transformer" i Nel. Ouhh! :P






No comments: