Monday, December 31, 2007

Katekyo Hitman Reborn!

Image Hosted by ImageShack.us
家庭教師ヒットマン REBORN!

J-Reborn.com
Director: Kenichi Imaizumi
Original creator: Akira Amano
Character Design: Masayoshi Tanaka
Animation Production: Artland

I Tsuna zn bandy kely sarim-bavy voatondro ho 10th boss an'ny Vongola family. Ra Reborn no mampikotrana an'i leiry ho lasa mafia leader.
Milay lé chara design fa i Tsuna mitovy loatra @ Eyeshield21 (Artland ihany). Vao ep 6 ah zao, dia mbola tsy dia misy ninin intéressant. 62 ep izy rehetra!

T@ ty 2007 ty nangina be. Tsy nisy anime blockbuster otrn Death Note, Nana sns. Asa loatra...

No comments: