Wednesday, December 5, 2007

The MAGIC is for real

Ayy!! Tam andron-dry Penny Hardaway sy Shaquille O'neal reny no nampalaza an'ny Orlando Magic, be mpanana be le bonnet asa raha tadidinareo! hahaha Zao ndray vao mba winning team ry leirony, miaraka am Dwight Howard. 23pts - 15rbs - 3blk - 61FG%, with such ridiculous numbers he's without a doubt the best center in NBA. Miara-milalao am Rashard Lewis, Hedo Turkoglu, Jameer Nelson... Le coach Stan Van Gundy no hitako nampivoatra be an-dry leirony, 15-4 Orlando!! Efa nandresy an'ny Boston's Big 3!! Wow. Tandremo fa lasa matanjaka reto East reto, raha zao fandehany izao Orlando sy Boston no East finals am ty. Ho hita eo, ny West moa tsy maintsy azon'ny LAKERS!! hehehe
Kozy kely fanampiny : Mo Evans sy Brian Cook traded any Orlando ho an'i Trevor Ariza (22 taona, SF) Mahavoa ihany lery, mbola tanora sady sarotra le system an'ny Phil Jackson de somary verivery lery rehefa offense.

No comments: