Thursday, January 24, 2008

Keep Masoala

PhotobucketRegis Gizavo, Dama, Erick Manana, Justin Valiha Fenoamby sy Ricky tafaraka! Keep Masoala no anaran'lé album hivoaka volana Jona, hehehe!

Ny tsy azoko fotsiny dia maninona no Malagasy All Stars no natao anaran'lé tarika, haha! Ôreeeera be. Sa @zay mba mora hamidy @ vazaha nga?



More info at L'Express de Madagascar

No comments: