Thursday, January 3, 2008

Honey and Clover Drama , wheew!

Mivoaka r@ herin'andro! HEHEHE!!! Honey and Clover na Hachimitsu to Clover (ハチミツとクローバー) no anime reveko indrindra t@ 2006, nisy seasons anki-2. Nisy live action movie koa nivoaka t@ 2007 (raha tsy diso) fa tsy mbola hitako. Mitantara fiainana mpianatra any @ université-na arts. Misimisy ihany ny love triangle :P fa lay izy réaliste sy mahatapaka be no tena milay.

Manja be lay actrice manao an'i Hagu! Lay bandy nilalao an'i Nobu (NANA live action movie) no milalao an'i Morita. Tsy dia misy hitovizany loatra ny tarehiny.

Official website





No comments: