Ty misy bandy, Danny Hervol, avy any Montana (USA ho an'zay tena tsy ao mints) nipetraka 2 taona tany Madagasikara ho an'ny Peace Corps. Mahay miteny gasy hono takaka zao. Mitantara ny diany sy ny fiainany tany (ny aretina sy ny fitadiavana bibikely anaty sakafo ohatra) sy ny fahitany ny Gasy (ny fanamboniana na fanaratsiana "Vazaha" sns) ny nilay sy ny tsy dia nilay izy ato @ Hungry Horse News. Hitako intéressant be, indrindra² reto kôzy reto: The bottom line, he said, "You can't make the people do what they don't want to do." Na zany na tsy zany hiverina (mety tanteraka) any @ tanàna leiry @ ty volana ty. Nangataka asa sns. Why go back to a place where he faced so much? |
Friday, January 11, 2008
F'inona no mampilay an'i Madagasikara a?
Posted by Tsiry at 10:46 PM
Labels: Resaka Gasy
Subscribe to:
Post Comments (Atom)
No comments:
Post a Comment