Thursday, November 1, 2007

Sketch portrait of Larry Hughes, God's Gift

Ayy! I made this when I was barely 16. Mbola Warriors ra Hughes t@ zn, saika All-star. Lava noho io ngamba lay chain @ tena izy, saingy tsy tafiditra...
Photoshop no nanadiovana sy nandokoiko azy, andrana fotsiny fa tsy mbola ananana maitrise. xD Moa tiako lay black & white.

4 comments:

Anonymous said...

milay e! milay! tohizo fa mahafinaritra ;) :3

Tsiry said...

HAHA! sôtra ry (self-proclamated) wife a :3

Anonymous said...

tsisy fisôrana e!

Tsiry said...

lay sary e :P

(diso tsipelina be ny havendranako etsy ambony xD)