Saturday, November 17, 2007

The Bench Mob Sparkle as L.A. Finally Beat Detroit

Oooowwh! Efa saika tsy hitako ty match ty (ny atsasaky ny 1st tena tsy hitako) satria sinoa manao danse traditionnelle no nandeha t@ lé chaine. xD Efa saika niverina natory teny afovoan'ny 3rd satria tsisy mamono, Kobe nangatsiaka 2-14FG. Odom irery no ni-assure. Fa tsy nanenina nifoha t@ 4:30am nony nanomboka ny 4th, niditra ny 2nd unit, the Bench Mob: Jordan Farmar (tena aleo tononina tsirairay), Mo Evans, Luke, Radman ary Bynum.

*spoiler*
Lakers down 6. Farmar to Radmanovic, baseline, 3pt! Way to start the quarter. Nihatra tsara ny fullcourt trap nataon-dry leirony. In-2 nisesy paingotr'i Walton (3 stl) sy Farmar (4 stl) ra Murray. Lay 1any ast an'i Walton to Farmar for the lay up, allowing the Lakers to take the lead for good. Lay faha-2 tsy matin'i Farmar ny tsaka fa Evans throws in the putback! Dia niditra Odom (for Walton) sy Kobe (for Evans) , The Boss, haha! 1min taorian'zay... Bryant from downtown! Clutch. 83-76 Lakers. Avy eo Farmar to Bynum inside, to Kobe manapaka for the lay in, and ONE! 86-81 Lakers.
*end spoiler*

Lafatra ny ball movement (the last 12min). Ny bôl 5 farany matin-dry leirony nisy assist dôly. Farmar no tena niasa be tao. 3ast fotsiny leiry fa izy rehetra avy @ 4th.
Kobe otrn reborn tampoka zany comes money time, 11pts 4-4FG 2-2 3FG.
Lamar Odom tsy nihontsona vs Tayshaun Prince, 25 pts 15 reb.
Strong defense, tsara asiana teny kely. 17to ny Pistons. Nahapaingotra dôly zay Lakers nilalao ankoatra an'i Bynum sy Radman. Tsy niaina mints i Hamilton (5to) nanaovan'i Kobe azy. Wallace koa voatàna tsara, tsy hita mints moa zn e.

Ny highlights tsy mampiseho azy loatra BUT ABOVE ALL THIS ny tena nahafinaritra t@ ty bôl ty dia ny passion nilalaovan-dry leirony. Na dia ratsy tahaka ny inona aza ny 3 qtr voalohany mbola niady 41-23 ry leirony. You can tell they wanted to win so badly. Ny hafalian'i Kobe, nitsiky elaela razoky efa ifarana ny match nefa tora-tsemboka otrn tsy hay. Chest bumps, pounks, paika 5, paika loha, ... Nampatsiaro an'ahy lay Game 4 vs Phoenix, Playoffs 2006. Everybody in Lakerland should be happy. Great win...

L.A. Lakers 103 - 91 Detroit Pistons
Recap Boxscore Highlights

4 comments:

Anonymous said...

ny video @ espn tsara kokoa http://sports.espn.go.com/broadband/video/videopage?&brand=null&videoId=3115415&n8pe6c=2

Ando said...

hehehe! +70% ry leirony tam 4th, milay be! mahavoa le Farmar

Anonymous said...

Raha tsy raoka be ny 2nd sy 3rd tsy natsiro ohatra an'iny ny viktoara e! :D

Ando said...

Masaka le defense an-dry leirony na de tsy misosa foana aza ny offense. That's the key!