Saturday, November 3, 2007

Holy Crap! Radman and the Lakers Swat Phoenix!

AAHHHH!!!! Mifoha ah @ 9 dia inona no hitako? Lakers 119 - Phoenix 98. What more can you ask for? :D Milay be mahita an'leirony mi-pass, mangataka bôl, manapaka... Vlad mitarika (19 pts 4-4 3FG), Kobe with a double-double (16 pts 11 reb), Bynum torak'zay (14 pts 13 reb). Tehaka kely ho an'ilay 2nd unit eee!!! Jereo nge ny nanamboaran'i Fisher sy Farmar an'i Nash e. Any zay ra Smush lé, haha! Very be lay Suns satria mi-passe foana i Kobe, tsy hitan-dry leirony intsony zay ho alaina, dia lasa manana open looks ho azy ny Lakers. Graver-na zany ry zalah.
Mamy ny fiainana.

Recap Boxscore NBA TV Broadband

2 comments:

Ando said...

YEAH!!!! Masaka ee!

Tsiry said...

Azoko lay bôl ry papa aaaa!