('-'*) Sarotra ny mahazo an'lay resaka fanamboarana reflex sy focus sns. Tay be ihany raha zn ny entrainement ho an'ny tena lycéens. Mba hain-dRatôkôtô ve zn méditation lou? haha!
Avy eo misy an'lay maha zava-dehibe ny cheerleading. Marina lay izy raha avy nijery an'lé Lakers vs Knicks teo. Ra Turiaf sy Mbenga no nanafana ny mpokona nandritra lé 35-22 t@ fourth!
Showing posts with label Ookiku Furikabutte. Show all posts
Showing posts with label Ookiku Furikabutte. Show all posts
Wednesday, January 30, 2008
Ookiku Furikabutte ep. 12
Posted by
Tsiry
at
8:11 AM
0
comments
Labels: Ookiku Furikabutte
Tuesday, January 8, 2008
Thursday, January 3, 2008
Ookiku Furikabutte ep. 9
Nandresy an'lé match vs Mihoshi ry leirony dia lasa nanana respect ho an'i leiry ny akamany taloha. Avy eo nentin'ny coach nijery match-na sekoly hafa. Teo no hitako farany, haha! Ka mkv lay izy dia tsy afaka jerena @ tv. (_ _,) However, manomboka ep 11 avi dôly @zay.
Posted by
Tsiry
at
10:48 PM
0
comments
Labels: Ookiku Furikabutte
Thursday, November 22, 2007
Friday, November 2, 2007
Ookiku Furikabutte ep. 3
The exhibition game against Mihashi's former team, Mihoshi, is about to start. Masaka lay uniform! :D
Posted by
Tsiry
at
11:10 PM
0
comments
Labels: Ookiku Furikabutte
Monday, October 29, 2007
Ookiku Furikabutte ep. 2
"A Catcher's Role"
Lasa training camp. Lesona kely momba ny hormones. Mety amiko ny pace handehanan'lay tantara. Ho tia baseball ihany raha zao no fandehany. :D












... dia misy bandy mifampitorak'ondana. *_*
Lasa training camp. Lesona kely momba ny hormones. Mety amiko ny pace handehanan'lay tantara. Ho tia baseball ihany raha zao no fandehany. :D
... dia misy bandy mifampitorak'ondana. *_*
Posted by
Tsiry
at
9:57 PM
0
comments
Labels: Ookiku Furikabutte
Subscribe to:
Posts (Atom)