Friday, October 19, 2007

Yay! Lakers roll over Seattle (Preseason)

Kobe Bryant 16 in the 3rd
LAL 126 - SEA 106
Boxscore
NBA TV Broadband

It's showtime!!! Eight Lakers in double figures, aoka fotsiny. Voatsindry be ra Kwame fa Bynum 19pts 10reb (6 off!), ra Mihm koa 11pts en 12mn. Tsy omena tsiny fa mbola tsy tena sitrana leiry. Efa matches 2 zay lay Crittenton tsy dia namokatra, nefa mahavoa leiry. Fa nilay be Farmar 7 ast 4-5FG sy Sasha "the best practice shooter ever" Vujacic. :D

Lahatsoratra hafa: tena hiala ve Kobe lé? *_* Malahelo ihany ah lou raha zany. Fisher efa niverina sady nilaza hoe "I wanna play with Kobe the rest of my career" (mety tsy tena zao). Nefa manome litika kosa nge lay front office-n'ny Lakers e, lainga². Manary an'i Shaq (hall of famer) dia avy eo i Caron Butler (all-star... Odom tsia!) ho an'iza??? Tsisy! Dia zao mbola hanary an'i Kobe (greatest player alive, haha!). F'efa mifoka inona lé?!
Tsy dia ratsy ihany aloha raha mifindra any Chicago leiry (for Deng/Gordon sy pitsopitsony). Lay New York na dia hahazo sôsy be aza tsy tiako satria tsisy chance hahatongavana Finals zany mints. De tte façon handresy titre no tadiaviny. Ny Lakers zao mbola be talenta lavitra.
Fa bon. Ho hita eo ny didin'lay fatim-Buss iry, dia hiaraka hivavaka isika...

ADD:
Kiiiiiii!!! Efa nampirina ny entany HONO Kobe.

No comments: