Friday, October 26, 2007

Photoshop CS3 : Customize Installation



Raha misy soft lafatra dia Photoshop anisany... Fffffa t@ zah ni-installer an'ty CS3 (version 10) ty dia 1Go mahery no nalainy! Ny antsasak'io components fotsiny, tsy ilaina mints. Rehefa manao "remove components" koa nefa tsy avelany hisafidy fa fafàny mbamin'ny Photoshop. =_= T@ antoandro ah nitaditady fika dia hitako ihany ny farany. Ho an'ny advanced users ny tohiny sao midedaka eo! :D

Alohan'ny installation:
  1. sokafy "payloads\AdobePhotoshop10en_US_volume\"
  2. sokafy "AdobePhotoshop10en_US_volume.proxy.xml" @ notepad na text editor hafa
  3. (raha tsy sûr dia manaova aloha sauvegarde an'lay fichier!)
  4. tadiavo (Ctrl+F) ny tag "<Requires>"
  5. fafao (Del na Suppr) daholo ny ao anatin'ilay tags
    "<Requires> ... </Requires>"
  6. save
  7. run Setup.exe (screenshot)
Reto components manaraka reto tsy maintsy/tokony installer-na:
  • Adobe Anchor Service CS3
  • Adobe Color Common Settings
  • Adobe Color NA Recommended Settings
  • Adobe Type Support
  • Adobe Version Cue CS3 Client
Zay dia reveo manja zn eee! Handefaso sary. :P


Credits: iLEMONed.com, google

No comments: