Monday, August 20, 2007

Amboavahy



Reo ambany (lasa ambony lé izy) reo zay roa lahy. Bandy tia joba ary Slam Dunk - manga-an'i Inoue Takehiko, t@ 89. Eo am-pamakiana azy fan-2 zao zay mitsam fa milay loatra. Minoa fotsiny, tsisy tsisy tsisy milay noho io (aza mitady akory).
Hum hum! Zah no Tsiry, leiry no Ando. Faly (ihaaaany) mandray!

Amboavahy? Raha tsy hainareo ny dikany dia... anontanio an'i Ando.


1 comment:

Anonymous said...

Enchantée zany za Ando, dia Tsiry tsy fantatro :p