Wednesday, August 22, 2007

Podcast, a little of my time!

Yô!!! Io fa nety lé! :D Kii, efa ho adiny 2 ah nitady fika hanaovana podcast ato. Isika mantsy mitomany artista, haha! Namokatra ihany kty. Zay vao tena roso ny dia ry Pacific Fuckers isany aaaa!

Ho an'zay liana @ty revy ty (raha ohatra ianao te hametraka hira anatin'ny blog-nao) reto misy links milay:

www.alsacreations.fr/dewplayer
www.free-webhosts.com

Monday, August 20, 2007

Amboavahy



Reo ambany (lasa ambony lé izy) reo zay roa lahy. Bandy tia joba ary Slam Dunk - manga-an'i Inoue Takehiko, t@ 89. Eo am-pamakiana azy fan-2 zao zay mitsam fa milay loatra. Minoa fotsiny, tsisy tsisy tsisy milay noho io (aza mitady akory).
Hum hum! Zah no Tsiry, leiry no Ando. Faly (ihaaaany) mandray!

Amboavahy? Raha tsy hainareo ny dikany dia... anontanio an'i Ando.